1-Inona no atao hoe Google?
Google dia entreprise en ligne, izay manampy amin'ny fikarohana zava-misy eto amin'izao tontolo izao. Manampy araka izany ny google eo amin'ny lafin'ny fianarana, fitadiavana asa, fitadiavana mpiara-miombon'antoka.
2-Atao ahoana ny fampiasana ny Google?
Ny atao voalohany Manokatra "navigateur iray", toy ny Chrome, Mozilla Firfox, Microsoft Edge. Rehefa tafiditra amin'ny navigateur iray ianao dia hafaka manao recherche avy hatrany. Mba afahanao mahita zavatra misimisy kokoa tsara raha manana "compte Google".
3-Inona avy ireo tombotsoa azo amin'ny fananana compte G-mail?
Maro ny tombotsoa ho azo rehefa manana compte G-mail, toy ny fahafahana mifanerasera amin'ny olona rehetra, afaka mandefa hafatra, afaka manokatra compte maro samihafa izay mitaky adresse E-mail. Afaka mifanerasera amin'ny olona. Afaka mandefa Sary, Video,.....sns.
Mba ahafahanao misoratra anarana tsindrio io soratra eo ambany io 👇
Amin'izao vanim-potoana iainantsika izao, efa maro ny zavatra mety ho vitan'ireo tsy mataho-tody, eny na ny manao site hosoka aza. koa satria resa-bola no kirakiraina amin'ity site ity, tsara kokoa raha tafiditra amin'izay tena site officiel. Ho fiarovana amin'ny fisching na site hosoka izay ataon'olona sy iarovana ny vola izay hampiasainao ary ny mba ahatafiditra anao amin'ny site officiel ny Perfect Money, tsindrio io soratra eo ambany io👇
Inona no atao hoe Iqoption?
IQoption dia Brocker izay afahana manokatra trading. Ny Iqoption dia plateforme de trading izay afahana misehatra mivantana amin'ny forex, Binaire, Criptomoney, Stock, ...sns. Araka izany Sady mananjara asa roa lehibe ny Iqoption:
1-Brocker: satria ao ami'ny no anaovana dépôt ny vola izay hanaovana trading.
2- Plateforme: satria mbola ao ihany koa no anatanterahana ny "transanction" na hametrahana ny position vendre na achat eo amin'ny marhé. Tsy misy brocker hafa mpanelanelana ny ao amin'ny Iqoption.
Avantages amin'io Iq option, izy mamoaka graphique 1seconde ka hatramin'ny annuel. Afahana manaraka ny fivoaran'ny marché amin'ny fotoana rehetra.
Ny Spreed koa tsy lafo amin'ny Iq option, noho izy tsy misy mpanelanelana, izany hoe manana tombony ny mpampiasa Iqoption raha hoarina amin'ny mampiasa Brocker hafa.
Amin'izao vanim-potoana iainantsika izao, efa maro ny zavatra mety ho vitan'ireo tsy mataho-tody, eny na ny manao site hosoka aza. koa satria resa-bola no kirakiraina amin'ity site ity, tsara kokoa raha tafiditra amin'izay tena site officiel. Ho fiarovana amin'ny fisching na site hosoka izay ataon'olona sy iarovana ny vola izay hampiasainao ary ny mba ahatafiditra anao amin'ny site officiel Iqoption ,
Manasa anao mba hisoratra anarana na hanokatra compte de Trading amin'io soratra eo ambany io👇
.png)
.png)
.jpg)
.jpg)
