Se Connecter S'inscrire
Inona no atao hoe FBS?
FBS dia isan'ny Brocker azo ampiasaina ihany koa, izay afahana manokatra compte de trading. Fa izy io tsy manana plateforme anaovana transcaction mivantana eo amin'ny tsena. Noho izany rehefa hampiasa ity Brocker ity ianao dia mampiasa Mt4 na Mt5 rehefa hametraka position eo amin'ny Forex. Satria ny Mt4 sy Mt5 dia plateforme de trading izay afahana misehatra mivantana amin'ny forex.
⏺️Inona ny mampiavaka ny FBS amin'ny Brocker hafa?
Avantages amin'io FBS: Misy compte Bonus maro be. Izany hoe azonao atao ny manomboka amin'ny fampiasana ireo bonus na Mbola tsy manana vola ampiasaina aza.
Ireto avy ireo bonus afaka araraotina Raha toa ka vao manokatra compte ianao:
🎁 1. Trade 100 Bonus ($100)
Fepetra hahazoana azy:
✳️Mamorona kaonty "Trade 100 Bonus" amin'ny MT5.
⭐Tsy mila mandefa vola aloha.
🛑Fepetra fanalana tombony:
-Fanamarinana kaonty: Alefa ny ID sy porofo amin'ny adiresy.
-30 andro ny fe-potoana ahafahanao mitondra io compte io.
-Mila mahatratra 5 lot standard: Tsy azo atao ny hedging, EA, na tetika ladder.
✅Tombony azo alaina: Hatramin'ny $100.
🎁 2. Level Up Bonus ($70 na $140)
👉Fepetra hahazoana azy:
-Misoratra anarana amin'ny FBS Personal Area. ✍️HANOKATRA COMPTE FBS
-$70 amin'ny alàlan'ny tranonkala, $140 raha mampiasa ny FBS Mobile App.
-Manamarina ny e-mail sy mampifandray kaonty facebook.
🛑Fepetra ahafahana manao retrait tombony izay azo:
-Mahatratra 5 lot ao anatin'ny 20 andro (azo atao ao anatin'ny 40 andro).
-Tombony azo alaina: Mitovy amin'ny vola bonus ($70 na $140).
-Tsy azo atao ny hedging, EA, na varotra mihoatra ny 5 amin'ny fotoana iray.
🎁 3. $50 No Deposit Bonus
Fepetra hahazoana azy:
Mamorona kaonty manokana amin'ny MT4.
Manamarina ny e-mail sy nomeraon-telefaona.
✳️Fepetra fanalana tombony:
-mahatratra 2 lot.
-Tombony azo alaina: Hatramin'ny $500, raha mahatratra $25 ny tombony.
✅✅Rehefa manala vola na manao retrait voalohany, esorina ny bonus $50.
⚠️ Fanamarihana manan-danja
Tsy azo alaina mivantana ny vola bonus; ny tombony azo avy amin'ny varotra ihany no azo alaina.
✳️Amin'izao vanim-potoana iainantsika izao, efa maro ny zavatra mety ho vitan'ireo tsy mataho-tody, eny na ny manao site hosoka aza. koa satria resa-bola no kirakiraina amin'ity site ity, tsara kokoa raha tafiditra amin'izay tena site officiel. Ho fiarovana amin'ny fisching na site hosoka izay ataon'olona sy iarovana ny vola izay hampiasainao ary ny mba ahatafiditra anao amin'ny site officiel FBS ,
Manasa anao mba hisoratra anarana na hanokatra compte de Trading amin'io soratra eo ambany io👇
Mba ahafahanao misoratra anarana tsindrio io soratra eo ambany io 👇
Inona no atao hoe Iqoption?
IQoption dia Brocker izay afahana manokatra trading. Ny Iqoption dia plateforme de trading izay afahana misehatra mivantana amin'ny forex, Binaire, Criptomoney, Stock, ...sns. Araka izany, mananjara asa roa lehibe ny Iqoption:
1-Brocker: satria ao ami'ny no anaovana dépôt ny vola izay hanaovana trading.
2- Plateforme: satria mbola ao ihany koa no anatanterahana ny "transanction" na hametrahana ny position vendre na achat eo amin'ny tsena. Tsy misy brocker hafa mpanelanelana ny ao amin'ny Iqoption. Noho izany raha mampiasa ity Brocker ity ianao azonao atao tsara ny mitantana ny volanao.
3- Isan'ireo Brocker Market Maker, izany hoe ny Brocker no mifaninana aminao eo amin'ny tsena, noho izany mila mahafehy tsara ny Money Management raha toa ka hampiasa azy.
Avantages amin'io Iq option, izy mamoaka graphique 1seconde ka hatramin'ny annuel. Afahana manaraka ny fivoaran'ny marché amin'ny fotoana rehetra.
Hafaka anombohana raha toa mbola vao mianatra trading, noho izy mampiasa afaka ampiasana vola kely.
Ny Spreed koa tsy lafo amin'ny Iq option, noho izy tsy misy mpanelanelana, izany hoe manana tombony ny mpampiasa Iqoption raha hoarina amin'ny mampiasa Brocker hafa.
Tsy misy frais de retrait raha toa ka indray mandeha isam-bolana ianao manao retrait.
Azo antoka ny fampiasam-bola fa ireto zavatra telo ireto mila fitandremana:
1- Mila manao verification compte 100%
2-Manaja ny money management
3- Rehefa hisoratra anarana na hi-connecter amin'ny compte nao, aza manao recherche amin'ny Moteur de recherche amin'ny Google, satria mety ahatafiditra anao amin'ny fisching izany ka ahavery ny volanao raha tsy mitandrina.
Amin'izao vanim-potoana iainantsika izao, efa maro ny zavatra mety ho vitan'ireo tsy mataho-tody, eny na ny manao site hosoka aza. koa satria resa-bola no kirakiraina amin'ity site ity, tsara kokoa raha tafiditra amin'izay tena site officiel. Ho fiarovana amin'ny fisching na site hosoka izay ataon'olona sy iarovana ny vola izay hampiasainao ary ny mba ahatafiditra anao amin'ny site officiel Iqoption ,
Manasa anao mba hisoratra anarana na hanokatra compte de Trading amin'io soratra eo ambany io👇


