FORMATION FOREX TRADING GRATUITE


 
     1-Inona no atao hoe Forex Trading?

  Ny Forex Trading dia fandraharahana ara-barotra eo amin’ny tsena ara-bola iraisam-pirenena.

  Forex trading (forex exchenge market), izay midika hoe varotra eo amin’ny takalo ara-bola.

  Araka izany ny Forex Trading dia fandraisana anjara amin’ny takalo ara-bola iraisam-pirenena

  Asa en ligne

2-Mahavelona ve ny Forex Trading?

  Azo atao asa fivelomana tsara  ny Forex Trading

  Nefa mitovy amin’ny asa rehetra koa izy io, mitaky fahaizana  sy fahazarana manao azy

  Araka izany mila mianatra mafy raha hisehatra @ trading


Mba afahanao manaraka ny fampianarana tsindrio io asoratra  io👇
👇👇